Entrée | 1 manosotra |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 hosotra |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mandalotra, manatavona amin' ny menaka, loko, fotaka, savony: Manosotra menaka ny tarehiny i Sahondra isan' alina Manamasina, mametraka na manokana hiandraikitra raharaha lehibe sy ambony: Manosotra ho mpitandrina |
Explications en anglais |
5 [1.7] to smear, to paint, to apply a coating; to anoint with saliva etc. |
Explications en français |
6 [1.8] barbouiller, enduire: oindre; peindre 7 [1.13] badigeonner |
Exemples |
8 [2.472] Tamin' ny fifandonana nisy teny rehetra teny, hita izany manamboninahitra lefitra frantsay sara-namana izany, ka nanosotra fota-mainty ny tarehiny sy ny tanany, izany teknisiana nanao malabary sy satroka mololo be sofina, izany sambo-belona tafiditra anaty vondrona miaramila gasy, tsy sahy nisoka-bava, fa sao hampagain' ny fiteniny.
|
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |