| Entrée | 1 maody | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Mahina, mahimahina ka miomanomana amin' izay ho avy, mitandrina, malina: Mbà maody ihany fa tsy fantatra izay tian' iny olona mitarataratra ny tranonareo iny hatao Ratsy, kaody: Asa na inona na inona no nataon' Ikoto fa maody erỳ izy isaky ny mifanena amiko [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   suspicious, apprehensive [1.7] | 
| Explications en français | 5   soupçonneux, méfiant [1.8] | 
| Dérivés | 
 | 
| Synonymes | 8 maodimaody | 
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 10 daomy, 11 dimao, 12 madio, 13 maody, 14 miado, 15 modia | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |