| Entrée | 1 maonjana | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   (olona) Ranjanana sady tomady, matanjaka, (zavatra) Kely jerena fa mavesa-danja: Roapolo kilao ve io entana kely io? -- Marina mihitsy izany, tompoko, satria maonjana ny entanao [1.1] | 
| Explications en français | 4   Qui est petit en apparence, mais lourd, pesant ; fig. fort, vigoureux [1.3#433] | 
| Dérivés | 
 | 
| Anagrammes | 16 mañajano, 17 maonjana | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |