| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/2) | 1 marakely | 
| Sokajin-teny | 2 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 Hazandrano matsiro fa be taolana [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
4 a small fish [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
5 petit poisson plat [1.8] | 
| Voambolana | 6 Haibiby: trondro | 
| Teny iditra (2/2) | 7 marakely | 
| Sokajin-teny | 8 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
9 Miaramila kely Andian' ankizy milahatra manao matso sy asampinga [1.1]  | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
10 a sort of military drill done by children [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
11 exercice paramilitaire présenté par les enfants [1.8] | 
| Fivaditsoratra | 12 marakely, 13 ramikela | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |