|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 maritra |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Vao mafana kely foana: Ento amin' izay ilay rano, r' Ikoto a! -- tsy mbola mafana fa vao maritra e! Mafampana toy ny hanavy: Isan-kariva itỳ zaza itỳ maritra [1.1] |
| Ohatra |
4 Apiakaro faran'izay ambony be tratra ilay maritra maratra.
[2.424#]
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 6marimaritra |
| Mpanahaka | 7 afadranompanala, 8 mangorovitsika |
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 10 maratry, 11 maritra, 12 miratra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|