|
|
|
|

Teny iditra1 maritra
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Vao mafana kely foana: Ento amin' izay ilay rano, r' Ikoto a! -- tsy mbola mafana fa vao maritra e!
Mafampana toy ny hanavy: Isan-kariva itỳ zaza itỳ maritra [1.1]
Ohatra  4 Apiakaro faran'izay ambony be tratra ilay maritra maratra. [2.424#]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tovy hevitra  6marimaritra
Mpanahaka  7 afadranompanala, 8 mangorovitsika
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  10 maratry, 11 maritra, 12 miratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08