Entrée | 1 maro |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mihoatra ny iray: Ny telo dia azo lazaina fa efa maro Tsy vitsy, betsaka: Maro no nadinina, fa vitsy no afaka |
Explications en anglais |
4 [1.7] many |
Explications en français |
5 [1.8] beaucoup, nombreux |
Exemples |
6 [2.324] ary tao anatin'izany taona maro izany dia niova be ihany Ambositra.
7 [2.471] Mbola maro ireo ankizy indray nihira tamiko no tratrako tao amin' ny tobinay na tao amin' ny tanàna manodidina: |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 28 94 mots contenant maro |
Synonymes | 29 betsaka |
Antonymes | 30 vitsy |
Proverbes | 31 Proverbes contenant le mot maro |
Anagrammes | 32 maro, 33 mora, 34 ramo, 35 Roma |
Mis à jour le 2025/09/13 |
![]() |