|
|
|
|

Teny iditra1  masiaka angatra
Singan-teny  2 masiaka, 3 angatra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza olona efa maty nefa fatrapampijaly ny velona ny angany. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12