| Entrée | 1 masiso | 
| Radical | 2 siso | 
| Partie du discours | 3 adjectif | 
| Explications en malgache | 4   Ratsy fofona, maimbo, enti-milaza indrindra ny sakafo ela nitoerana ka misy fofona ary toa marikivy Jereo maimbo [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   fermented, rotten [1.7] | 
| Explications en français | 6   fermenté, pourri [1.8] | 
| Exemples | 7   Iny sakafo nentina ho azy ny asabotsy iny indray, dia mangahazo lena masaka nentina tamin' ny lakana ary efa masiso.
[2.472] | 
| Proverbes | 8 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 9 masiso, 10 misaso, 11 misosa, misosà, 12 mosasy, 13 Samosy, samosy | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |