| Entrée | 1 masonkoditra |
| Mots élémentaires | 2 maso, 3 hoditra |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Loaka kely madinika dia madinika hita amin' ny hoditra manify ivelany, izay ivoahan' ny hatsembohana (misy mason-koditra hatramin' ny 500 isaky ny 1sm tsy mivadimandry) [1.1] |
| Explications en français |
6 pore [3.1] |
| Vocabulaire | 7 Biologie |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|