|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 matetika |
| Fototeny | 2 tetika |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra na tambinteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Imbetsaka ary mifanakaiky ara-potoana: Mamangy an-janany matetika izy.
[1.1] 5 Misesy, mifanakaiky tsy misy elanelany lavitra; mifanety: Ataovy matetika ny ketsa raha ta hahazo vary betsaka ianao. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 often
[1.7] 7 frequent [1.2, 1.7] 8 Used of intervals of time or space in contradistinction to mahalana. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 souvent
[1.3, 1.5, 1.8, 1.6] 10 fréquent [1.3, 1.8] 11 Serré, pas assez espacé. [1.5] |
| Ohatra |
12 Nifankahita matetika teo amin'ny rano mafana teo ireo zatovo roa nifankatia tamin'eritreritra ireo
[2.324]
|
| Haiendriteny |
|
| Tohi-kevitra | 15 mahalana |
| Kamban-teny rehetra | 16 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|