Entrée | matsaotsao (tsaotsao) | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | Tsy misy tsirony sady matsatsaka any am-bava, ka fiteny indrindra amin' ny vodin-javamaniry fihinan, ny voankazo...: Matsaotsao izany paoma izany [1.1] | |
Explications en français | En parlant des tubercules ou des fruits : fades, trop aqueux, insipides [1.196] | |
Synonymes | mitsaotsao | |
Mis à jour le 2023/01/20 |