|
|
|
|

Entrée (1/2)1  matsatso
Partie du discours  2  adjectif
Radical  3  tsatso
Explications en malgache  4  [1.1] Tsy misy tsirony, tsy misy hamaminy, matsaboka: Matsatso izany ro izany fa asio sira kely
Tsotra loatra, tsy misa misy haingonkaingony mahafinritra; masirasira: Lahateny matsatso
Exemples  5  [2.471] Mahery fofona sady matsatso!
Tous les mots composés 

Entrée (2/2)7  Matsatso
Partie du discours  8  nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Exemples  9  [2.48] Ary milalao i Soratra sy matsatso.
Vocabulaire  10  Croyances
Tableaux et planches  11  Les idoles anciennes

Anagrammes  12 matsatso, Matsatso

Mis à jour le 2025/09/12