|
|
|
|

Teny iditra1 maty paika
Singan-teny  2maty, 3paika
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 tsy afa-mihetsika intsony ny vatom-panorona any an-kilany, ka resy
Vita na voakendry tsara amin' ny tokony ho izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 well-prepared (of a plan or plot) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 bien préparé (se dit d'un plan ou d'un complot) [1.8]

Fivaditsoratra  8 maty paika, 9 mitapiaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12