Anjaran' ny vehivavy : Miadia tany, alaovy amin' ny harona, entonareo ao.[2.606]
2
Dia ny teny indray Radama ka nanao hoe " Izany hiany no teniko, Miadia fa samy lehilahy," Dia lasa Rainivoninahitriniony, ka nirehitra mafy dia mafy ny fahatezerany.[2.59]