|
|
|
|

Teny iditra1 miakatra
Fototeny  2akatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miala amin' ny toerana ambany ka mandeha mankamin' ny avoavo kokoa: Hiakatra ho any ambony aho
Mitombo: Miakatra ny vidim-bary amin' izao fotoana izao. / Niakatra indray halina ny hafanan' ny marary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to ascend, to go up, to mount up. [1.2]
6 to go up; to enter [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 monter; entrer [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 8 amin' io teny io
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 matarika, 15 matriaka, 16 miakatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02