|
|
|
|

Entrée1  miamboho
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  voho
Explications en malgache  4  [1.1] Manatodika ny lamosina any amin' ny...: Miamboho olona
Mandositra: Nodorambelona ireo niamboho fahavalo
Maty, raha mpanjaka no tenenina: Tamin' ny taona... no niamboho ny mpanjaka Ra...
Explications en anglais  5  [1.7] to turn the back on; to die (of the (sovereign)
Explications en français  6  [1.8] tourner le dos; mourir (en parlant du souverain)
Exemples  7  [2.472] Vao re fa niamboho Radama, dia namonjivonjy nibory daholo ny olona, sahala amin' ny mahazatra.
8  [2.48] Ary raha miamboho iny mpanjaka mpandova iny, ka misy mandova kosa aly aoriana ary aseho amy ny ambaniandro, aseho Andohalo:
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Tous les mots composés 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot miamboho

Anagrammes  20 miamboho, 21 mihomboa

Mis à jour le 2025/09/12