|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mianatra |
| Fototeny | 2anatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manao izay hahaizana zavatra iray: Mianatra marika izahay isan-kariva.
5Maka tahaka, manao sahala amy: Mianatra ny fitenin' i nenibe Ikoto ka mampihomehy erỳ. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to learn, to study, to receive instruction; to gain knowledge of, to imitate, to mimic. The causative of this (mampianatra) means to teach..
[1.2] 7to learn; to imitate; to go to school. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8apprendre; aller à l'école; imiter.
[1.8] |
| Ohatra |
9 Fa angaha ialahy tsy mianatra tsara?
[2.472]
10 Ny fiainan-dry zalahy ireo dia mianatra amin' ny antoandro fa ny maro aminy miasa alina. [2.471] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 16 Fianarana |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 18 maiñatra, 19 manaitra, 20 manitara, 21 matriaña, 22 mianatra, 23 miatrana, 24 mitarana, mitaraña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|