|
|
|
|

Teny iditra1 miangano
Fototeny  2angano
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 milaza angano
mihaitraitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to trifle, to trifle with one, to waste one's exertions on things of no importance. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 dire des farces, plaisanter
faire des façons, être capricieux [1.3#44]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 amingano, 12 amongany, 13 manaingo, 14 manionga, 15 miangano, 16 miangòna, miangona, 17 miongàna, miongana, 18 mongaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03