Entrée | 1 miangiangy |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 angiangy |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manao valavala ratsy ka tsy menatra akory eo imasom-bahoaka: Miangiangy aoka izany amin' ny sakaizany io tovolahy io |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be proud, to be arrogant, to be too bold and too self-confident. 6 [1.2] to be of a nature loving neatness, etiquette, outside appearances; to be affected in everything [Provincial] |
Exemples |
7 [2.996] Izany no hihatra aminy dia noho ny avonavony, satria naneso sy niangiangy tamin'ny vahoakan'ny Tompon'ny tafika.
|
Morphologie |
|
Analogues | 12 tsy mahalala menatra, sahy loatra, tsy vaky aty, tsy vaky afero, tsy vaky atatra, tsy valahara |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |