|
|
|
|

Entrée1  miantsoantso
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  antsoantso
Explications en malgache  4  [1.1] Miteny mafy, milelalela
Exemples  5  [2.472] ... milahatra isika rehetra, hatao tokony ho dimy metatra ny elanelantsika tsirairay avy, miara-mandroso mihazakazaka sy miantsoantso manatona ny tranon' i Beomby, dia samy manao izay hidirany ao amin' izay.
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
Analogues  9  manao lela miakatra, manao antso valala, mikiakiaka, mijajaka

Mis à jour le 2025/09/12