Entrée | 1 miatrana |
Partie du discours | 2 adjectif |
Radical | 3 atrana |
Explications en malgache |
4 [1.1] Vonona tsara hanao zavatra ka manatraka ny loha |
Explications en anglais |
5 [1.2] cocked, ready. |
Exemples |
6 [2.472] na tia tanindrazana niady azo sambo-belona, dia nandrasana tafondro marovava misy mpamahana miatrana andro aman' alina.
|
Anagrammes | 7 maiñatra, 8 manaitra, 9 manitara, 10 matriaña, 11 mianatra, 12 miatrana, 13 mitarana, mitaraña |
Mis à jour le 2025/09/13 |
![]() |