| Entrée | 1 mibobobobo | 
| Radical | 2 bobobobo | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mifioka (toy ny rivotra) Mamoaka feo toy ny an' ny rano miditra ao anaty tavoahangy [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to gurgle, to make a bubbling sound. [1.2] | 
| Exemples | 6   Tsy ampy toinona dia injao nibobobobo ny anjombona, ka niantsoantso izy rehetra sady nifamonjy tany ambany andrefana.
[2.324] | 
| Morphologie | 
 | 
| Vocabulaire | 11 Son | 
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |