|
|
|
|

Teny iditra1  miboroaka
Fototeny  2 boroaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mivoaka hatrany ambadika: Aoka izay fa efa miboroaka ny fantsika
5 Mivoaka avy ao anaty lavaka iray: Voadona ny oron' Ikoto ka niboroaka ny ron' orony
6 Mivoaka, miafara: Miboroaka any Antananarivo itý lalan-kely itý [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to come through on the other side; to spurt out [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 transpercer et sortir de l'autre côté; déboucher [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08