|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mibosesika |
| Fototeny | 2 bosesika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Indray miditra betsaka ka manjary mifanosika fa tery
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to push one's way into or through a crowd
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 se presser dans une entrée, dans une foule
[1.8] |
| Ohatra |
7 mibosesika ao anatiny rahateo ny hanina ny tonkatranony.
[2.470]
8 Velona indray ny horakoranka avy ary atsinanana, ary nibosesika nidina ny rano tondraka. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|