| Entrée | 1 mibotetaka | 
| Radical | 2 botetaka | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mipetraka amin' ny tany, mitorovoka: Tsy nisy seza ka dia nibotetaka tamin' ny tany daholo ny olona mpamangy Mijanona amin' ny toerana ambany misy ny tena: Tsy mba mikezaka handroso izy fa mibotetaka amin' ny misy azy eo ihany Mipetraka tsy manao na inona na inona fa manohon-tanana: Mibotetaka ao an-trano ao foana Rabe fa tsy miasa [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be low, to sit down low, to squat, to grow low and shrubby [1.2] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |