|
|
|
|

Teny iditra1 midizidizy
Fototeny  2dizidizy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihinjihinjy na midiridiry na mijajirika tsy mihetsika eo amin' izay misy azy
Mandeha amin' izao fa tsy mitafy lamba, na mihanjaka [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 midizidizy, 9 mizidizidy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12