| Entrée | 1 midodododo | 
| Radical | 2 dodododo | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mandeha haingana, mihazakazaka: Lasa nidodododo nankany antsena Izy fa nanam.bahiny tampoka Mirohotra haingana: Nidodododo ny vahoaka mba hamonjy ny haintrano Tonga maika dia maika: Nidodododo izahay, tompoko, hanala alahelo anareo amin' izao fahoriana izao [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to hurry to approach [1.7] | 
| Explications en français | 6   se presser d'accourir [1.8] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 11 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |