Entrée | 1 miendaka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 endaka |
Explications en malgache |
4 [1.1] Miala mihelakelaka: Niendaka ny manjan' ny fitaratra |
Explications en anglais |
5 [1.7] to peel off by itself; to dissociate oneself, to disclaim someone |
Explications en français |
6 [1.8] se décoller, se séparer en lamelles; se séparer des autres, désavouer |
Exemples |
7 [2.471] miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela.
8 [2.472] Maro no niendaka ny tafo toy ny anay, ao ny goana varavarana, ao ny niongotra rindrina, ao koa ny nianjeran' ny hazo. |
Morphologie |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot miendaka |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |