Entrée | mifampan~ | |
Partie du discours | préfixe | |
Explications en malgache | Tovona fanaovana matoantenin' ny mpifanao asa ampanaovin' olona, ho an' ny mt, tsotra manomboka amin' ny mam- na man-, ka enti-milaza olona roa mifamaly asa ampanaovin' ny hafa: Mifampamangy, mifampanoratra. Samy sahirana tsy ofaka nifamangy Rakoto sy Robe, ka dia nifampamangy an-taratasy no nataony, nentin' ny zanany avy [1.1] | |
Anagrammes | mampifan, mifampan |
Mis à jour le 2020/07/31 |