| Entrée | 1 mifampisakambina | 
| Radical | 2 sakambina | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Samy mamihina ny vatan' ny an-daniny avy ka ny sandrin-tanan' ny iray ataony ao an-damosin' ny iray: Variana erỳ Rasoa nijery azy roa vao nampakarina mifampisakambina eny andalambe [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |