| Entrée | 1 mifanaiky | 
| Radical | 2 aiky | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mifanao fanekena: Nifanaiky ny andaniny sy ny ankilany fa hatsahatra ny ady Mifanaraka, manapakevitra miaraka: Tsarovy ja nifanaiky tamiko ianao fa hanome vola ariary zato ahy Enti-milaza olona roa mifanao fanekena fa hivady: Efa nifanaiky teo imason' Andriamanitra sy ny fiangonana ianareo [1.1] | 
| Explications en français | 5   Comme mifaneky [1.3#10] | 
| Exemples | 6   Izy roa ireo no mifanaraka sy mifanaiky.
[2.606#] 7 Ny hoe tsy mifanaiky amim-bazaha dia toa fomba ilazàna fa tsy manaiky ny vazaha. [2.366#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |