| Entrée | 1 mifanalavitra | 
| Partie du discours | 2 verbe actif | 
| Exemples | 3   Aza mifanalavitra loatra, hoy izy, ary mandrosoa kely Indriana fa takona.
[2.332] 4 mifanalavitra mankaiza anefa isika izao, ataoko ity olona mpiray tanàna? [2.643] 5 Rameva no nampiasain' izy ireo nitetezana tanàna maro sady mifanalavitra. [2.117] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/07/29 |   |