|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mifanao
Fototeny  2 tao
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4 Se faire l’un à l’autre, se disputer, se battre: Mifanao soa izy ireo (Ils se font du bien l’un à l’autre, les uns aux autres) ~ Avelao hifanao izy ireo (Laisscz-les se disputer, se battre) [1.3#679]
Kamban-teny rehetra  5  Fikambanana 10 amin' io teny io
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)7  mifañao
Sokajin-teny  8  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  9 mihaona [Mahafaly] [1.78]

Fivaditsoratra  10 famoina, 11 fimaona, 12 fiomana, 13 miafona, mifañao, mifanao, 14 miofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13