| Entrée | 1 mifandimby | 
| Radical | 2 dimby | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Misesy mifanarakaraka: Efatra ny filoham-pirenena nifandimby teto hatramin' izay Mifampisolo: Nifandimby izy mirahalahy nitondra ilay entana ~ Nifandimby teny ny andro sy ny alinaa Enti-milaza olona roa na maro mampiasa zavatra tokana mifamadibadika ka mbetika ny iray, mbetika kosa ny iray hafa: Taloha nifandimby sotro ny mpivady vao teo amin' ny sakafom-pampakarana [1.1] 5 mifampisolo toerana [1.13] | 
| Explications en français | 6   se succéder, se remplacer [1.13] | 
| Exemples | 7   Ny andro sy ny alina mifandimby hitondra fanadinoana ho anao
[2.471] 8 nifandimby nandahatra koa ireo vahiny telo sisa. [2.472] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |