|
|
|
|

Entrée1  mifanitsy
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  hitsy
Explications en malgache  4  [1.1] Milahatra mahitsy: Tsy mifanitsy ireto andry telo ireto
Mifanandrify, mifanatrika: Rangahy lehibe izay no nifanitsy tamiko teo am-pisakafoana
Mifanaraka, sahaza: Mifanitsy amin' ny faniriako indrindra izany lazainao izany ~ Tsy mifanitsy aminy velively io asa io fa asa loatra ny nifidianany azy
Explications en français  5  [1.13] aligné
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
Tous les mots composés 
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot mifanitsy

Mis à jour le 2025/09/12