|
|
|
|

Teny iditra1 mifanolaka
Sokajin-teny  2 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 enti-milaza ny olon-droa ka midrikina tsy mety manao fa miandry ny namany hanao azy nefa ny anankiray koa dia tsy hanao koa, mifanilaka [Betsimisaraka] [1.78]

Fivaditsoratra  4 mifanakalo, 5 mifanaloka, 6 mifanolaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12