|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mifarana
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  farana
Explications en malgache  4  [1.1] Vita, tapitra: Mifarana anio ny taom-pianarana
Voala romoromo, vita mitovy tantana: Ataovy mifarana tsara ny volonao
Explications en anglais  5  [1.7] to terminate; to end up in a certain way
Explications en français  6  [1.8] être terminé, finir d'une certaine façon
Exemples  7  [2.470] Tokony hifarana ny lalao satria tsy maintsy hiantso azy ireo I dada sy neniny.
8  [2.472] Nanomboka nifarana ny fihadiana ny saha efatra araka ny drafitra natao tamin' ny voalohany.
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :

Entrée (2/2)12  mifarana
Partie du discours  13  adjectif
Radical  14  farana
Explications en anglais  15  [1.2] even, smooth, without inequalities.

Anagrammes  16 famarina, 17 famiràna, famirana, 18 mafirana, 19 mifarana, 20 mirafana

Mis à jour le 2025/09/13