|
|
|
|

Entrée1  mifatratra
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  fatratra
Explications en malgache  4  [1.1] Mifanety be, mifanizina: Efa mifatratra ny tsaramaso ato fa aoka izay ~ Mifatratra ao amin' ny gara ao fotsiny ny olona fa mbola tsy tonga ny kalesin-dalamby
Explications en anglais  5  [1.2] lying close, put close together.
Exemples  6  [2.470] Izany izy mifatratra anaty tatatra mihosona zezika maloto tsy reny fofona akory !...
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Tous les mots composés 

Anagrammes  12 mafy tratra, 13 mifatratra

Mis à jour le 2025/09/12