|
|
|
|

Teny iditra1 mifohehatra
Fototeny  2fohehatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Idiran-doza, mahita angano: Nifohehatra ny zanako tamin' ny nataonao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be malignant, to do mischief. mamohehatra is more frequently used [1.2]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12