| Entrée (1/2) | 1 mifositra | 
| Radical | 2 fositra | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   mandoaka mandilotra hazo iray eo ambonin' ny hazo iray hafa mba hahazoana afo [1.1] 5 milevina, misitrika anaty tany [Sihanaka] [1.78] | 
| Explications en anglais | 6   to produce fire by friction. to enter anything, to hide in the earth, to become embedded, as locusts and chameleons in depositing their eggs, or as a serpent in the grass, etc. [1.2] | 
| Explications en français | 7   percer faire tourner un bois dans un autre pour produire du feu faire un trou dans la terre pour y déposer des oeufs, comme font les sauterelles: Mifositra ny fasika ny valala hanatodiza (Les sauterelles font un trou dans le sable pour y déposer leurs oeufs) [1.3] | 
| Exemples | 8   Raha nisy nandalo tamin' izay fotoana izay, dia ho nahita lehilahy iray amin' ny mangiran-dratsy, mifositra amin' ny tany eo ambody hazo, misy basy marovava sy angady eo akaikiny, mitomany mifokofoko irery eo.
[2.472] | 
| Morphologie | 
 | 
| Entrée (2/2) | 13 mifositra | 
| Radical | 14 fositra | 
| Partie du discours | 15 verbe actif | 
| Explications en malgache | 16   milozoka, mikezaka, mifofotra, milofo: Mifositra amin' ny asany io lehilahy io [1.1] | 
| Explications en anglais | 17   to be continually engaged in business with another; to urge importunately. [1.2] | 
| Explications en français | 18   s'appliquer avec ardeur: Mifositra amin' ny asany izy (Il s'applique avec ardeur à son travail) [1.3] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 22 mifositra, 23 misifotra, 24 ramifotsy, 25 tsimarofy, 26 tsy marofy | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |