| Entrée | 1 mifotroaka |
| Radical | 2 fotroaka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Enti-milaza zavatra mibosesika mitady hivoaka miaraka amin' ny fofon' aina ao am-bava na any an' orona: Nifotroaka avy any an' oron' ilay zazakely ilay vatomamy nisondrovaka tany an-tendany Mitrona mafy: Nony voasominda ilay ombalahy dia nifotroaka [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to rise as smoke; to get very angry; to go in anger to a person with whom one has a dispute. [1.2] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|