|
|
|
|

Teny iditra1 migaona ny varavarana
Singan-teny  2migaona, 3varavarana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 misy feo re amin' ny fivoahan' ny varavarana na fikatonany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12