|
|
|
|

Teny iditra1 migorabaka
Fototeny  2gorabaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Loaka makadiry: Nigorabaka ny fefiloha ka vorio ny fokonolona
Milentika, mitsoropaka: Nigorabakatao anaty fotaka mandrevo ny tongotro [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12