|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 mihahohaho
Fototeny  2hahohaho
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Misamonomonona manao feo re hatraiza hatraiza: Mihahohaho ny renitantely
Be dia be, maro be mihetsiketsika sarotra isafna: Mihahohaho ny olona tonga hijery lanonana
Manao feo tsy mazava tsara fa toa mifangaroharo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to wrangle; to speak in a low tone [1.2]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)10 mihahohaho
Fototeny  11hahohaho
Sokajin-teny  12 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  13 to disperse [Provincial] [1.2]

Teny iditra (3/3)14 mihahohaho
Sokajin-teny  15 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  16 mihetsiketsika sady misavoritaka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  17 grouiller [1.13]
Haiendriteny 
18 Ny ankehitriny :
19 Ny lasa :
20 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  21 mihahohaho, 22 mihohahoha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12