|
|
|
|

Entrée1  mihaingo
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  haingo
Explications en malgache  4  [1.1] Misy haingo, mitondra akanjo misy haingo: Mihaingo aoka izany ny mpanambady
Explications en anglais  5  [1.2] to adorn one's self, to decorate one's self, to wear ornaments.
6  [1.7] to adorn oneself
Explications en français  7  [1.8] s'orner; être paré
Exemples  8  [2.48] Ary nony tonga ny andro hampakaran-drano, dia mihaingo tsara dia tsara ny olona rehetra sy miravaka tsara amy ny izay firavaka ananany.
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Tous les mots composés 
Analogues  14  manamy, mianjaika, miangolavaitra, mihamitra, mihaminkamina, mihetsiketsika, mipitsopitsoka, mijihina, miramarama, miramadramatra, miraratra, mipopopopo, miravaka, mirebaka, mirenty
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot mihaingo

Mis à jour le 2025/09/12