|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihalevona |
| Fototeny | 2 levona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 s'amenuiser, se consumer.
[1.66] |
| Ohatra |
5 Ny harena azo tsy an-drariny, mihalevona
[2.996]
6 Mihakely ny fidiram-bola (La rentrée d'argent s'amenuise) [1.66] 7 Ny hevitry ny anarana hoe « Kiliona » dia « mihalevona », ary « Malona » dia « farofy. [1.38] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|