|
|
|
|

Teny iditra1  mihamahia
Fototeny  2 mahia
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 maigrir. [1.3, 1.66]
5 devenir maigre. [1.3]
Ohatra  6  Rehefa mihombo ny aretina dia mihamahia ilay olona. [2.424#]
7  nihamahia tamin' izany sakafo i Lise (à ce régime Lise maigrit) [1.66]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  11 mihamahay, 12 mihamahia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12