Entrée | 1 mihamavo |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 mavo |
Explications en français |
4 [1.68] Devenir malpropre, jaunir [Vezo]
|
Exemples |
5 [1.318#] Tonga namana vao mihamavo, Ny aloha tsy manao hoe maitia.
6 [2.424#] Raha mihamavo ny tarehy sy ny faritra fotsy amin'ny maso (ngorongosy) mandritra ny andro voalohany hiainany na aorinan'ny andro fahadimy dia loza be izany. |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |