Entrée | 1 mihazo |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 hazo |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mandalo toerana iray: Nihazo taty izy omaly Manohy ny dia amin' ny lalana hafa: Nihazo tamin' irý lala-mihoatra irý izy fa tsy nanaraka ny arabe akory |
Explications en anglais |
5 [1.7] to pass by way of |
Explications en français |
6 [1.8] passer par |
Exemples |
7 [2.470] Rasoa moa nihazo ny magazay ambadiky ny tsena, Ravokatra kosa, namakivaky ny fihaohaon' ny vahoaka.
|
Morphologie |
|
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot mihazo |
Anagrammes | 12 mihazo, 13 mizaho |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |